RAVA by SAMOËLA (Official Clip Video - Album "ZANA-BAHOAKA" - Be Mozik! / 2010) - Video
PUBLISHED:  Feb 22, 2012
DESCRIPTION:
Tout est fini maintenant entre nous. Le cœur blessé, la morale abaissée, l'amour en moi bât encore. Que pourrai-je faire pour te récupérer ? La famille ne nous laisse pas tranquille et trouve toujours des moyens pour nous départager. Je suis prêt à partir loin de tous ces mensonges, de toutes ces âneries, car tout le monde nous ennuie. Je prie fort à ce que tout soit fini car je t'aime encore et j'espère te reconquérir à nouveau.

Dia rava tanteraka tokoa moa izany, ilay fitiavantsika roa. Mangina aloha fa mbola voa, marary fo sy miasa loha. Ilay fitiavansika tsisy raha nanjary, rava ity ny niafarany. Samia mandinintena aloha, raha manina dia mba miantsoa .

Toa latsalatsa, sy vazavaza ! Ianao no tena basy vava. Ilay fianakaviana koa mba niangaviana, mainka koa nanisy sira. Mamoron-dainga sy mifosa lava, tsisy zavatra mazava. Mihatsara ivelatsihy, misaro-tava, fita-bitro lalandava ! Ilay tokatranontsika mila ho rava, tsisy mba nandanjalanja ! Miketoketoka matetitetika, maka lagy sy manjetoka ! Manana ny adala aho ka manampim-bava, aiza ihany ilay mazava ? Rahoviana re vao mba hisava ? Angatahina amin'ny Avo lalandava mafy, fa satria, zaho mbola tia an-dry ! Mbola tena mankafy ho aho zaho ! Mahita tsirony amin'dry.
Ilay mody ao an-trano, tsisy teny mamy, fa lagininina avy hatrany ! Manangambovona, tsy mety mirana, mampandainga, manahirana ! Ny hasarotam-piaronao mameno trano, Iretsy koa milaza angano. Tsy maraina, tsy hariva , tsy atoandro, izany no hanalanao andro ! Ny ato an-trano lasa tsakin'ady, ati-kena miampy lagy ! Vao lalovan'ny mpanatsatso, dia efa mahonena sy mijaly ! Isika roa angamba hitoka-monina any , lavitra tsy koboko any ! Any angamba mahafinaritra eh ! Angatahina amin'ny tena Andriamanitra, satria ny tena marina dia ity : Zaho mbola tia an-dry ! Mbola tena mankafy ho aho zaho ! Mahita tsirony amin'dry !
follow us on Twitter      Contact      Privacy Policy      Terms of Service
Copyright © BANDMINE // All Right Reserved
Return to top