Ny foko lasany any ARIONE JOY ft. RAK ROOTS (clip/lyrics) - Video
PUBLISHED:  Jan 07, 2016
DESCRIPTION:
le clip HD sur: https://youtu.be/Xa5SQXkosgM

-Allô... allôoo!
-Allô, ouii
-Fa ianao zany dia tsy mba hiraharaha an'ahy mihitsy
na dia hoe mamaly MP na au moins mi-bip fotsiny ary
-hein hein, izay indray in-dry.
ka tsy.. tsy haiko e.. tsy haiko akia, 'lay izy....
-sssh laisse tombé ary e, tsss ianao ko zany.

Tsy haiko aloha izay momba anao
Fa ilay foko aty midoboka misento foana isa-minitra
Raha toa ka tsy nanaiky anao aho dia miala tsiny
Fa ilay foko efa any an-kafa indray no mitsiriritra

Ka miala tsiny miala tsiny azafady e
Fa ilay foko dia efa tsy afaka mitia
Raha toa tsy mino ianao dia anontanio azy e
Fa ny anay m'tsam efa ho doria

Tsy hoe ianao anie no tsy tiako
fa ilay bandy anie tsy isan'andro 'lay sendra mba tena love e
ekeko ianao hoe manja be
fa ilay foko tsy afaka mitia hafa intsony fa izay izao no lamaody e

'Ty tsy resaka voankazo amin'ny kilao
Fa resaka volamena amin'ny gramme
Fa rah izaho ianao miala ary izao dia izao
fa tsy afaka ny hitia anao anie izaho madame

Ref:

Ny foko efa lasany any e (ka miala tsiny)
Lasany any e (ka miala tsiny e)
Lasany any e

Mba tonio aloha ny fo dia ianao aza manao tezitra
fa io ange ilay mampamono tena (fa iza ko zany e)
Sotroy aloha ny rano mangatsika dia mahaiza mionona
Fa izany izao no tena fahendrena (ssh an an ka)

Tsy fidiny ho an'ahy ange ilay nisalasala
F'ianao ni-insiste hoe andao hiaraka
Nefa ianao ange dia tena nahalala
Fa ny foko no nangoraka
Ka menamenatra raha ikopak'elatra
Raha mety omeo an'ahy indray ilay peratra
...razazavavy... (sssh inn ?.)
Ka tantara indray mipika ity tsy lamban'akoho
Hatram'izay in-dry nampirafy nefa izaho tsy mba jaloux

-Dia tena sur ve ianao hoe tena tia anao izy
-Ie ie iey
-Raha izaho ianao mieritreritra tsara fa votsi-droa eo ange e
-ô non non non non non non non

Foko efa lasany any e
F'ianao aloha izao andehana mandeha

Fa inona amin'ilay hoe izaho tsy mila anao
No tsy azonao fa tairo fa hazavaiko ô
Fa ny foko anie hoy aho efa lasan'olon-kafa
fa ianao dia tsy rarahian'ny saiko ô

Mba mahalala tsy tiana moa ry kiala
Rehefa tsy tiana aloha dia andehana miala

-Dia tena zay zany ny teninao farany?
-Ie ie ieeee

-Tiako anie ianao matoa za mi-insiste e
-Eny hoy aho.. fantako..
-Izay ny zavatra tsy fantatrao
-Fantako anie izany fa tsy azonao hoe tena tiako izy e.
tiako noho enao izany izy e.. izay angamba no tsotra indrindra
(Foko efa lasany any ee)
-Tsy haiko raha azonao angamba zany, fa tena...
-Sshh an an ka, ... fa iza ko ilay bandy n'passé-nao an'ahy teo?
-Iny ve? Arione Joy iny e,
ka sao dia mba Arione Joy marina ara no mety am-ndry marina aloha? poinss a?
follow us on Twitter      Contact      Privacy Policy      Terms of Service
Copyright © BANDMINE // All Right Reserved
Return to top