"Aoka tsy hisy olona" (1 Timoty 4 : 12) - Video
PUBLISHED:  Oct 18, 2012
DESCRIPTION:
"Aoka tsy hisy olona"

(Aoka tsy hisy olona hanao) Tsinontsinona
( Noho ny) Noho ny hatanoranao
Aoka fianarana (Fianarana)
aoka ho tonga fianarana
( Ho an'ny mino) Ho an'ny mino ianao (X2)
(Fianarana) Fianarana amin'ny fiteny
Amin'ny fitondra-tena
(Fitiavana) Amin'ny fitiavana
(Finoana) Amin'ny finoana
Amin'ny fahadiovana (X2)
follow us on Twitter      Contact      Privacy Policy      Terms of Service
Copyright © BANDMINE // All Right Reserved
Return to top